Entrée savana (sava)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tadiavina, karohina: Nosavana eran' ny tanàna ny mpangalatra ka hita
Jerena, tsirihina, zahana fatratra: Nosavan' ny mpampianatra ny sandrifin' ny ankizy rehetra fa nisy vola roanjato very tao am-pianarana
Atao tsy misy manentsina na manelingelina: Savao tsara ny lalana handehanan' ny manampahefana [1.1]
Explications en anglais To be cleared; to be closely inspected [1.7]
Explications en français Qu'on examine de près, qu'on éclaircit [1.8]
Exemples Tsy maintsy savana anefa ireny eo ampidirana sao mitahiry fiadiana: [2.472]
Morphologie 
Présent : savana, savako, savanao, savany, savantsika, savanay, savanareo, savan', savan-, savam-, sava-
Passé : nosavana, nosavako, nosavanao, nosavany, nosavantsika, nosavanay, nosavanareo, nosavan', nosavan-, nosavam-, nosava-
Futur : hosavana, hosavako, hosavanao, hosavany, hosavantsika, hosavanay, hosavanareo, hosavan', hosavan-, hosavam-, hosava-
Impératif : savao

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20