|
|
|
|

Teny iditra1  satria
Sokajin-teny  2  mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza antony nahatonga zavatra iray: Narary izy satria nihinam-boankazo manta [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 parce que, puisque.
6 Narary izy satria nihinana voanzako manta:
7 il est tombé malade parce qu'il avait mangé des fruits verts [1.12]
8 parce que, car [1.8]
Mpanahaka  9  noho

Fivaditsoratra  10 isatra, 11 riatsa, 12 sarita, 13 satary, satria

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17