|
|
|
|

Teny iditra1  sarin-dahy
Singan-teny  2 sary, 3 lahy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vehivavy manao ny fombafomban' ny lehilahy, na eo amin' ny fitafiana amam-pihetsika na eo amin' ny fiteny amam-panao. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12