|
|
|
|

Teny iditra1  sarinady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanazaran-tena amin' ny ady ataon' ny miaramila, izay mifanao an-kolafiny mody miady. [1.1]
Voambolana  4  Miaramila

Fivaditsoratra  5 andirasy, 6 darasiny, 7 raisinda, 8 sarinady

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12