|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sarimihetsika |
| Singan-teny | 2 sary, 3 mihetsika |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 film: Sarimihetsika ilalaovan' i Fernandel (Un film où joue Fernandel)
6 cinéma [1.1] |
| Ohatra |
7 Fa izao ndeha ho any an-trano hilaza amin-dry Dada; any no misakafo, dia ierao aminy aho hijery sarimihetsika isika amin' ny sivy.
[2.4]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|