|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 saridinina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. sardine] Karazan-trondro madinika fahita amin' ny ranomasin' i Mediteranea, izay mivelona manao andiany miara-dia maro be. (Tehirizina amin' ny diloilo anaty boaty vifotsy ny sardinina ka tonga laoka matsiro fatratra).
[1.1] |
| Voambolana | 4 Haibiby: trondro 5 Toe-karena: hanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|