|
|
|
|
Teny iditra
1
sarangaranga
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Aretin-kibon' ny vehivavy efa madiva hiteraka.
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
misarangaranga
Anarana :
5
fisarangaranga
,
6
mpisarangaranga
Voambolana
7
Fahasalamana
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19