|
|
|
|

Teny iditra1  saram-panafody
Singan-teny  2 sara, 3 fanafana, 4 ody
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes. [1.196]
Ohatra  8  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Tovy hevitra  9 saram-panafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11