|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sapile |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. chapelet] Fitohitohizam-boa toa vakana dimampolo mizarazara ho antokony tsifolofolo hanisana ny "Arahaba, ry Maria", fivavahana ataon' ny katolika amin' i Masina Maria: Manao sapile. / Toko sapile roa no asa fivalozana azoko
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fivavahana |
| Fivaditsoratra | 5 elipsa, 6 pisale, sapile |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|