|
|
|
|

Teny iditra1  saodranto
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 fisaraham-panambadiana noho ny lahy tsy maintsy mandao (miaramila, ets), koa dia mamela ny vavy hanambady izy mandra-piveriny. [Mahafaly] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12