|
|
|
|

Teny iditra1  santionany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sombiny kely, tapiny: Vao santionany vitsivitsy mialoha lalana fotsiny amin' ny valala izao hitantsika izao ~ Santionany amin' ny haratsiany izao asehoko anao izao. [1.1]

Fivaditsoratra  4 isintonana, 5 santionany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12