| | sans  |
| na dia ... aza | ~ sans: Nanao izany izy, na dia tsy nasaina nanao aza (Il a fait cela sans qu'on le lui ait dit) ~ même si, quand même |
| raha tsy | ~ sans: Raha tsy hianao, tsy nahazo raharaha aho (Sans vous, je n'aurais pas été placé) |
| tsy a- | ~ sans |
| tsy | ~ ne pas ~ sans ~ non ~ pas |
| tsy manana | ~ sans: Tsy manam-bola izy (Il est sans argent) |
| tsy misy | ~ sans: Taratasy tsy misy sonia (Une lettre sans signature) ~ sans: Ny mandavo tsy misy loza dia mandresy tsy amim-boninahitra (À vaincre sans péril, on triomphe sans gloire) [Corneille] |