|
|
|
|

Teny iditra1  sangina
Fototeny  2 sangy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Anaovana kivazivazy, lalaovina: Nosangin' Ikoto ny zandriny dia nitomany
5 Hetraketrahina, sorisorenina: Sangin' Isambilo foana ny zanako ka tsy nety nianatra intsony
6 Kasikasihina ho mari-pisakaizana tafahoatra: Henoko fa sangin' ialahy i Soa zanako; atsaharo izany! [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  sangina, 11 singana

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08