| Entrée | 1 sanatriavina |
| Radical | 2 sanatria |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria" Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be considered unthinkable or unutterable [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on repousse [1.8] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 11 sanatriavin' ny vava, aladirin' ny lela |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|