|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sanana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [sañaña]
adaladala, bado [Tambahoaka]
[1.78] 4 [sañaña] tsy kinga, tsy mahay, mitavozavoza [Bara] [1.78] 5 [sañana] adaladala [Tanosy] [1.78] 6 Ketrina, mitandrantandrana, fondrana [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|