|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sanana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
[sañaña]
3adaladala, bado.
[Tambahoaka]
[1.78] [sañaña] 4tsy kinga, tsy mahay, mitavozavoza. [Bara] [1.78] [sañana] 5adaladala. [Tanosy] [1.78] 6Ketrina, mitandrantandrana, fondrana. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|