|
|
|
|

Teny iditra1  salondona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny lanitra feno rahona.
4 Fisaronan-doha amin' ny lamba. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Voambolana  7  Haitoetrandro
Tovy hevitra  8 salondo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19