|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 salika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 salaka, fitafy hafahafa
[Taimoro]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 4 fisali-pe |
| Teny iditra (2/2) | 5 salika |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mampitafy
[Taimoro]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 8 lakasy, 9 Lakisa, 10 salaky, salika, 11 sikala, 12 silaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|