|
|
|
|

Teny iditra1  sakrilezy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanazimbana ny zavatra masina (Fiv. kat.). [1.1]
Ohatra  4  Ao no famarinan'ny vahoaka ao Berea ny olo-meloka nanao halatra sakrilezy, na diso tamin'ny heloka bevava sasany hafa koa. [2.996]
Voambolana  5  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12