|
|
|
|

Teny iditra1  sakorololo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bibilandy manenika ny ravinkazo amin'ny lohantaona, fanday: Be sakorololo ny kafe fa atofay tsara ( betsaka fanday ny kafe fa tandremo ). [Tanala] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12