|
|
|
|

Teny iditra1  sakafo lanin-tompony
Singan-teny  2 sakafo, 3 lany, 4 tompo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 sakafo niandrasana vahiny tsy tonga ka lanin' izy nanao azy ihany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12