Entrée saikatsaikatra (saikatra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Sanganehana menamenatra: Saikatsaikatra be ihany aho nasain' iny olona iny hisakafo any aminy amin' ny Alahady [1.1]
Explications en anglais Hesitant, undecided [1.7]
Explications en français Qui hésite; [1.8]
Exemples Eny àry, hoy ilay Rangahy niteny somary saikatsaikatra izany nony farany, ny siramamy moa dia manana kely izahay. [2.472]
Synonymes saikatra

Mis à jour le 2023/01/20