|
|
|
|

Teny iditra1  sai-dany
Singan-teny  2 saika, 3 lany
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vary tondrahana rony ary hanina haingana sy an-kisesy. [1.1]
Voambolana  6  Toe-karena: hanina

Fivaditsoratra  7 andiasy, 8 asidina, 9 disaina, 10 sai-dany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12