|
|
|
|

Teny iditra1  sahobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' angely, izay mitovy amin' ny angely tsotra na loha, na tongotra, fa ny elany no tapany kely, ary somary botabota matavy ilay izy, indrindra ny kibo lasa leminy. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  5  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  6 sabohaka, 7 sahobaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19