|
|
|
|

Entrée (1/2)1  sahabo
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Dérivés 
3  Verbes actifs :
Explications en malgache  4  [1.1] Teny enti-milaza habe na isa, na refy, na halavirana, na lanjan-javatra, tsy tena marina fa eo ho eo fotsiny: Sahabo ho valo kilaometatra avy eto no misy ny tanànanay
Explications en anglais  5  [1.7] about, approximately; cf. tokony; sahabo ho fito (about seven)
Explications en français  6  [1.8] à peu près, environ ; sahabo ho fito (environ sept)
Exemples  7  [2.470] Foto-paiso ringidringitra no mijoro toa mpiambina sahabo ho indroa mandingana miala amin'ny lalana
Analogues  8  tokony, tokotokony ho

Entrée (2/2)9  sahabo
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11  [1.78] [Sihanaka] anton-dia, kabary

Anagrammes  12  hasabo, saboha, sahabo

Mis à jour le 2025/07/29