| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 safovava | 
| Sokajin-teny | 2 anarana | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
3 Teny milaza hafenoana raha mamatra vary, ohatra, ka mifarana amin' ny vava kapoaka ny vary (jer. avo loha, kapavava) [1.1] | 
| Fivaditsoratra | 4 fosa vava, 5 safovava | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |