|
|
|
|

Teny iditra1  safovava
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny milaza hafenoana raha mamatra vary, ohatra, ka mifarana amin' ny vava kapoaka ny vary (jer. avo loha, kapavava). [1.1]

Fivaditsoratra  4 fosa vava, 5 safovava

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12