|
|
|
|

Teny iditra1  sady taviny no volony
Singan-teny  2 tavy, 3 tavy, 4 volo
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12