|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sabebaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana endrika sady lehibe no mitapelaka: Sabebaka endrika (fiteny koa ny hoe tabebaka endrika).
4 Ilazan' ny olona koa ny vehivavy lehibe ny fitombenany mba hanarabiany azy. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|