|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rovi-damba ririnina |
| Singan-teny | 2 rovitra, 3 lamba, 4 ririnina |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza fahoriana faran' izay mafy, satria ny ririnina efa mangatsiaka ary amin' io indray no rovi-damba
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|