|
|
|
|

Teny iditra1  rotana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3 (Mitovy amin' ny orotana, jer. orotra): Rosana, tangosana befahatany sy ataotao fotsiny (ravin-javamaniry ). [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Sampanteny 
Anarana :

Fivaditsoratra  8 anotra, 9 atrano, 10 naotra, 11 noatra, 12 rotana, 13 tanora, 14 tarona, 15 torana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19