|
|
|
|

Teny iditra1  ro sompatra
Singan-teny  2 ro, 3 sompatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ro be menaka izaitsizy, izay toa matsiro aoka izany nefa mety handoro ny vava na hankarary kibo. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12