|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rorampiso
Singan-teny  2 rora, 3 piso
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina. [1.1]
Voambolana  6  Haitoetrandro
Mpanahaka  7  amanimboalavo, 8  erikerika, 9  laviana

Teny iditra (2/2)10  roram-piso
Singan-teny  11 rora, 12 piso
Sokajin-teny  13  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  14 ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy. [1.1]
Voambolana  15  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  16 mpisaroro, 17 rorampiso, roram-piso

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09