Entrée (1/2) | 1 rorampiso |
Mots élémentaires | 2 rora, 3 piso |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 Orana manify dia manify fahita matetika eny amin' ny toerana misy tendrombohitra avo; erika madinika mifafy, indrindra amin' ny ririnina [1.1] |
Vocabulaire | 6 Météorologie |
Analogues | 7 erikerika, laviana, amanim-boalavo |
Entrée (2/2) | 8 roram-piso |
Mots élémentaires | 9 rora, 10 piso |
Partie du discours | 11 locution |
Explications en malgache |
12 ny roran' ny saka izay itsofany ny biby miady aminy [1.1] |
Vocabulaire | 13 Zoologie: (en général) |
Anagrammes | 14 mpisaroro, 15 rorampiso, roram-piso |
Mis à jour le 2025/09/20 |
![]() |