|
|
|
|

Teny iditra1  rononomandry
Singan-teny  2 ro, 3 nono, 4 mandry
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Ronono namboarina atao am-bifotsy ka azo tehirizina, atao koa hoe ronono amin' ny boaty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 butter. Lit. milk lying down.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 lait concentré. [1.13]
Ohatra  9  Teo an-dovian' andriana no nitondrany rononomandry. [2.996#]
10  Ny rononomandry rotsahana tanteli-fasika koa no voahangin-kanina. [1.437#]
Voambolana  11  Toe-karena: hanina
Lahatsoratra  12 Randzavola: rononomandry ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11