|
|
|
|

Teny iditra1  rohana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Aretina manaintaina sy mampangotsokotsoka any amin' ny famavanin' ny taolana [1.1]
4 aretina mahazo ny vanintaolana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 rhumatisme [1.54, 1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  9  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  10  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 harano, 12 harona, 13 Nahora, 14 rahano, 15 rahona, rohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17