| Entrée | 1 robaina |
| Radical | 2 roba |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Alaina ny azo entina ary ravana ny tsy azo: Norobain' ny mpirotaka ny tanàna Entina, paohina, faohina: Norobain' ny jiolahy ny zavatra rehetra tao an-trano Afitsaka, baboina, hosena: Norobain' ny fanjakana ny fananany rehetra [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be taken by violence; to be robbed [1.7] |
| Explications en français |
6 qu'on saisit par la force, qu'on pille [1.8] |
| Morphologie |
|
| Anagrammes | 11 Abirona, 12 baorina, 13 boriana, 14 irobana, 15 robaina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|