|
|
|
|
Teny iditra
1
rivanina
Fototeny
2
ri
vana
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
4
Rahonana mafy amin-katezerana.
[
1.1
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
rivanina
, rivaniko, rivaninao, rivaniny, rivanintsika, rivaninay, rivaninareo, rivanin', rivanin-, rivanim-, rivani-
6
Ny lasa :
norivanina, norivaniko, norivaninao, norivaniny, norivanintsika, norivaninay, norivaninareo, norivanin', norivanin-, norivanim-, norivani-
7
Ny hoavy :
horivanina, horivaniko, horivaninao, horivaniny, horivanintsika, horivaninay, horivaninareo, horivanin', horivanin-, horivanim-, horivani-
8
Filaza mandidy :
rivano
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12