|
|
|
|

Teny iditra1  risoriso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany amin' ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 marché noir [1.13]
Voambolana  5  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tovy hevitra  6 varo-maizina
Mpanahaka  7  sikisiky, 8  varomaizina, 9  varotraankobohobo

Fivaditsoratra  risoriso, 10 sorisory

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31