|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  riry
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Toetran' ny zavatra tsy misy raviny, ringitra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 Mot pris adjectivement ou substantivement : [Merina]
5 - Plantes aphylles, sans feuilles. On emploie aussi mariry en tant qu'adjectif.
6 - Arbres à feuilles caduques, au moment où ils ont perdu leurs feuilles. [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16  Haizavamaniry
Tovy hevitra  17 riririry

Teny iditra (2/3)18  riry
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 Zavatra na hanina heverina ho maloto [1.1]

Teny iditra (3/3)21  riry
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 hantsana [Taisaka] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19