|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 rima |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitoviam-peo eo amin' ny teny roa hatreo amin' ny zanapeo farany misy tsindrimpeo no ho midina, ohatra: Asabotsy -- Rafotsy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 rime.
[1.5] |
| Voambolana | 5 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) 6 Tononkalo |
| Kamban-teny rehetra | 7 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 8 rima |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Nom également relevé dans les Îles de la Sonde et jusqu'en Nouvelle-Guinée par Sonnerat : Voyage en Nouvelle-Guinée, p. 99, tab. 57 à 60 (1776). Artocarpus incisus (Thunb.) L. f. (Moraceae). L'arbre à pain introduit et cultivé pour ses fruits comestibles après cuisson..
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 12 Rimà |
| Sokajin-teny | 13 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 Rumah.
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15 Ruma.
[2.996] |
| Voambolana | 16 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 17 Toko sy andininy momba Rimà |
| Fivaditsoratra | 18 Amrì, 19 mary, 20 Mira, mira, 21 Myra, 22 ramy, 23 rima, Rimà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|