|
|
|
|

Teny iditra1  rikany
Sokajin-teny  2  anarana rika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata. [1.1]
Tovy hevitra  4 rika

Fivaditsoratra  5 kaniry, 6 kinary, 7 kirina, kirìna, rikany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21