Entrée rianana (riana)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Asiana mafy: Norianany ny tehamaina ilay zaza niteny ratsy
Katrohina: Riano amin' izao [1.1]
Morphologie 
Présent : rianana, rianako, riananao, rianany, rianantsika, riananay, riananareo, rianan', rianan-, rianam-, riana-
Passé : norianana, norianako, noriananao, norianany, norianantsika, noriananay, noriananareo, norianan', norianan-, norianam-, noriana-
Futur : horianana, horianako, horiananao, horianany, horianantsika, horiananay, horiananareo, horianan', horianan-, horianam-, horiana-
Impératif : riano
Phytonymes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/05