|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 resy ny maty |
| Singan-teny | 2 resy, 3 maty |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 anambarana fa tsy afa-miteny intsony ny maty ka manao izay tiany ny velona; ilazana indrindra ny olona maty, ka malady manambady ilay vadiny velona
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|