|
|
|
|

Teny iditra1  resy am-boninahitra
Singan-teny  2 resy, 3 vony, 4 ahitra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 enti-milaza ireo izay efa nanao ny faran' ny azony atao teo amin' ny lalao na ady, kanjo dia mbola voa ihany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11