|
|
|
|

Teny iditra1  resa-be
Singan-teny  2 resaka, 3 be
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina [1.1]
Ohatra  6  ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana! [2.357#]
7  Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12