|
|
|
|

Teny iditra1  renimandotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazam-bibilava, vasoka somary misy mainty mivolonkary ny volony, ary malaza ho masiaka. [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  5 mandotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12