|
|
|
|

Teny iditra1  renihatina
Singan-teny  2 reny, 3 hatina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Biby mahatonga ny hatina, izay bibikely ratsy endrika volovoloina, karazana hala mibikan-tsokatra, misy tongony lomisy efatra (valo). [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12