|
|
|
|

Teny iditra1  rembana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy mitovy fahitsy fa misy avo sy iva, toy ny tandrok' omby ny iray manondro ambony, ny iray manondro ambany na mandroso eo anoloana, somaradimbana (jereo dimbana). [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Bikan' ny tandrok' omby

Fivaditsoratra  5 ranemba, 6 rembana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12