Entrée rebirebena (rebireby)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa
¶ Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [Rajemisa 1985]
Morphologie 
rebirebena
rebirebeko
rebirebenao
rebirebeny
rebirebentsika
rebirebenay
rebirebenareo
rebireben'
rebireben-
rebirebem-
rebirebe-
norebirebena
norebirebeko
norebirebenao
norebirebeny
norebirebentsika
norebirebenay
norebirebenareo
norebireben'
norebireben-
norebirebem-
norebirebe-
horebirebena
horebirebeko
horebirebenao
horebirebeny
horebirebentsika
horebirebenay
horebirebenareo
horebireben'
horebireben-
horebirebem-
horebirebe-
rebirebeo
Synonymes arebireby

Mis à jour le 2020/07/31